- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Inona ny fitaovam-pandikan-teny tianao indrindra?

Sokajy: Dika, Mediam-bahoaka, vondrom-piarahamonina, Blaogim-Piarahamonina GV, firavoravoana, lingua

linguapollSalama ry vondrom-piarahamonina GV!

Amin'ity herinandro ity izahay te-hanao fanadihadiana midita lalina amin'ny fanontaniana manao hoe: “Inona avy ireo fitaovam-pandikanteny ankafizinao indrindra” Betsaka ny mpandikateny mahafinaritra ato, ary hahavalalanina tokoa raha mba mifampizara isika amin'izay fitaovana tiantsika indrindra! Mba manana minitra vitsy ve ianao? Miangavy mba ampio izahay!

Mankasitraka indrindra! (Fanamarihana: efa mikatona ny fanadihadiana)