Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

05 Jolay 2019

Tantara tamin'ny 05 Jolay 2019

Fifidianana ankapobeny Indoneziana 2019: Hetsika tsy manam-paharoa avy amin'ireo andiana fanentanana

Araka ny lazain'ny mpandini-draharaha Aostraliana Lowy Institute, niavaka i Indonesia amin'ny fanatanterahana ao anatin'ny andro iray ny fifidianana lehibe indrindra ao amin'ny firenena iray demaokratika.

Fandikan-teny: Inona no fitaovana ampiasainao?

Blaogim-Piarahamonina GV

Maro ireo fitaovana azon'ny mpandika teny ampiasaina amin'izao andro izao - ahoana no ahafahan'ny olona mahafantatra ireo fitaovana ireo, tsy lazaina intsony hoe inona no tokony hampiasainy? Inona no ampiasain'ny mpandika teny ankehitriny?

Fivoriana NewsFrames: Boston, Septambra 2016

Blaogim-Piarahamonina GVNewsFrames

Salama daholo! Araka ny nampanantenaina vao haingana, nanana fanombohana tsara ny NewFrames ary te-ahampahafantatra anao ny zava-mitranga izahay.

Ao amin'ny Fanjakana Britanika, mankalaza ny faha-17 taona niverenan'ny fahaleovantenan'i Timor-Leste ny Timorey

Nandray ny lanonana "20 mey" izay nomanin'ny Timorey monina ao amin'i UK ny Oniversiten'i Oxford Brookes, ao an-tanànan'i Oxford, UK.

Inona ny fitaovam-pandikan-teny tianao indrindra?

Blaogim-Piarahamonina GV

Tsy misy tsara noho ny mifanampy, mifampizara izay fitaovana ampiasainao. Sa ahoana?