- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kenya: Tafiditra an'ivo sy ao amin'ny hevitra politika Kenyana ny fitsidihana tany Londra

Sokajy: Afrika Mainty, Kenyà, Mediam-bahoaka

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Jiona 2005)

Nesorina tamin'ny herinandro lasa ny visa ahazoan'ny minisitry ny fitaterana Kenyana, Chris Murungaru, miditra ao amin'ny Fanjakana Mitambatra (UK); African Bullets and Honey mijery ny psykôlôjian'ny fitsidihana an'i Londra ho an'ireo politisiana Kenyana [1].