- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona: Fitsidihan'i Norman Finkelstein

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Libanona, Mediam-bahoaka, Politika

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana janoary 2008)

Miarahaba an'i [1] Norman Finkelstein [2], izay nitsidika an'i Libanona vao haingana ilay bilaogera Libaney Ali Hammoud.