- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: “Voasazy higadra i Shiva”

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny volana Septambra 2010)

Araka ny filazan'ny tranonkalam-baovao marobe, voaheloka hahazo kapoka karavasy miisa 74 sy sazy an-tranomaizina enina taona ilay bilaogera Iraniana nogadraina sady mpikatroka mpiaro ny zon'olombelona, Shiva Nazar Ahari [1] .