- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Fantaro i Sasil Sánchez Chan, mampiatrano ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 11-17 marsa 2019

Sokajy: Antsafa, Mediam-bahoaka, Rising Voices

Sary natolotr'i Sásil Sánchez

Amin'ity taona 2019 ity izahay manasa mpampiatrano maro hitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas (Fahavitrihana ara-piteny) [1] sy hizara ny zava-niainan'izy ireo amin'ny famelomana indray sy amin'ny fampiroboroboana ny tenin-drazany. Ity indray ary ny lahatsoratra momba an'i Sasil Sánchez Chan (@Iussasil [2]) sy izay kasainy horesahana mandritra ny herinandro hitantanany ny kaonty.

Rising Voices (RV): Mba lazalazao anay azafady ny momba anao.

Me llamo Sasil Sánchez Chan, soy de Xaya, Tekax, Yucatán. Soy hablante nativa del maya peninsular, me dedico a escribir y a promover el uso del idioma, con enfoque en medios de comunicación.

Sasil Sánchez Chan no anarako, avy ao Xaya, Tekax, Yucatán aho. teny saikanosy Maya ny fiteniko, mirotsaka amin'ny fanoratana sy amin'ny fampiroboroboana ny fampiasana ny fiteny aho, ka mifantoka amin'ny fampitam-baovao.

RV: Manao ahoana moa izany ny fiteninareo an-tserasera sy andavanandro?

Actualmente la lengua maya ha tenido presencia en redes sociales, mayormente en Facebook. Afortunadamente, en estos años, ha habido una ola de promoción y fortalecimiento por parte de los mismos hablantes, en ámbitos como la literatura y la música, en especial el rap.

Manana fisiana ny fiteny Mayana amin'ny tambajotra sosialy, indrindra fa amin'ny Facebook. Soa ihany fa nisy ny aingam-panentanana fampiroboroboana sy fanamafisam-boho ifanaovan'ny mpiteny, amin'ny sehatra tahaka ny literatiora sy hira, indrindra fa amin'ny hira rap tao ho ao izay.

RV: Lohahevitra manao ahoana izany no kasainao ifantohana mandritra ny herinandro itantananao ny kaonty Twitter @ActLenguas?

Me gustaría enfocarme en datos fríos sobre el idioma, compartir perfiles de personas que también trabajan por la lengua maya, compartir contenidos y actividades que se realizarán o realizarán en la semana que me corresponde.

Tiako ny hifantoka amin'ny lahatahiry bainga (fizika) momba ny fiteny, hizara horirantavan'ny olona miasa hampiroboroboana ny fiteny Mayana ihany koa aho, hizara votoaty sy hetsika hotanterahana mandritra ny herinandro mifandraika (amin'ny herinandro itantanako).

RV: Inona no tena nampazoto anao ho mpikatroky ny teninareo eo amin'ny sehatra nomerika?

Mi principal motivación es que mi idioma alcance un nivel más alto en cuanto a la presencia en los medios digitales, tomándolo como una herramienta que permita comenzar un proceso de alfabetización para quienes no han podido acceder a ello y también como una forma de tener un registro sobre la situación del idioma actualmente.

Ny mampazoto ahy voalohany indrindra dia ny fahatraran'ny fiteniko ambaratonga ambony kokoa eo amin'ny sehatry ny fijoroana amin'ny fampitam-baovao nomerika, mandray azy ho fitaovana hanombohana dingam-pahaiza-mamaky teny sy manoratra ho an'ireo mbola tsy afa-niditra tao aminy ary ho fomba iray handraketana ny toetry ny fiteny amin'izao fotoana.

RV: Inona avy ny nofinofinao sy ny fanantenanao amin'ny fiteninareo?

Sueño con que existan más medios en donde mi idioma pueda estar presente y que en un futuro pueda decir que existe desde plataformas hasta programas y contenido no solo en maya, sino en gran cantidad de lenguas originarias.

Manonofy aho fa ho betsaka kokoa ny fampitam-baovao mety ahitana ny fiteniko ary amin'ny hoavy any ho afa-miteny aho fa misy izy miainga avy amin'ireo lasitra (sehatra) mankany amin'ny programa sy votoaty tsy amin'ny fiteny Maya ihany fa amin'ireo fiteny zanatany maro.