Tantara tamin'ny 13 Marsa 2019
RV Newsletter: Manatevin-daharana hetsika hanasongadinana ny vehivavy ao amin'ny Wikipedia

Niverina ny hetsika #VisibleWikiWomen taorian'ny hetsika voalohany nahomby tamin'ny herintaona. Ny tanjony voalohany dia ny hanomezana loharanom-baovao "manasongadina ireo lahatsoratra avy amin'ny vehivavy ao amin'ny Wikipedia izay tsy ahitana sary."
Fantaro i Sasil Sánchez Chan, mampiatrano ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 11-17 marsa 2019

Andao isika hamantatra bebe kokoa momba an'i Sasil Sánchez Chan, mampiatrano mitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 11-17 marsa 2019 ao amin'ny fanentanana amin'ny fampitam-baovaom-piarahamonina vaovao mifantoka amin'ny fimaroam-piteny antserasera.
Fanolorana an'i Misael Hernández Mendoza, mitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 4-11 marsa 2019

Andao isika hamantatra bebe kokoa momba an'i Misael Hernández Mendoza, mampiatrano mitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 4-11 marsa 2019 ao amin'ny fanentanana amin'ny fampitam-baovaom-piarahamonina vaovao mifantoka amin'ny fimaroam-piteny antserasera.
Iran: Bilaogera voadaroka tany am-ponja

Nilaza [fa] ireo mpikatroka ny zon'olombelona fa nodarohan'ny mpiambina tany am-ponja i Hossein Maleki Ronaghi, bilaogera nogadraina, rehefa avy nanoratra taratasy tany amin'ny manampahefan'ny fitsarana ao Iran ka nentina tany amin'ny hopitaly. Voasazy higadra 15 taona an-tranomaizina ity bilaogera ity.