- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: Voasivana ny Facebook sy Twitter

Sokajy: Iràna, Mediam-bahoaka, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2009)

Tranonkala sy bilaogy Iraniana maro tahaka ny demokracy [1] no nitatitra fa voasivana ny Facebook sy Twitter any Iran. Nilaza  [2]i Ghomar, fa te-handresy ny mpifanandrina aminy amin'ny fifidianana filoham-pirenena ny filoha Ahmadinejad satria maro kokoa izy ireo ao amin'ny tontolon'ny aterineto, tafiditra amin'izany ny Facebook.