- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vita amin'ny teny Paortiogey ny mibilaogy miafina maripanondroana WordPress & Tor

Sokajy: Mediam-bahoaka, Solovava, Torolalana, GV Mpisolovava

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Septambra 2008)

[1]
Vita amin'ny teny Paortiogey [1] ankehitriny ny torolalana The Anonymous Blogging with WordPress and Tor (Fibilaogina tsy mitonona anarana amin'ny WordPress sy Tor) [2] noho i Guilherme Barcellos [3], ao amin'ny GlobalVoices em Português [4].

Ny torolalana [1] dia manasongadina fomba maromaro miompana amin'ny fiarovana ny mari-panondroana mba hisorohana ny valifaty ary afaka mampihena betsaka ny loza mety hihatra hamantarana ny mari-panondroan'ilay bilaogera amin'ny asa-sorany antserasera amin'ny alalan'ny fitaovana ara-teknika.

Blogar no anonimato com WordPress & Tor [1]” dia azo trohana amin'ny endrika PDF [1]. Raha sendra olana ianao amin'ny fahitana ny endrika PDF antserasera, dia andramo ity endrika HTML [5]azo ifaindrasana sy manamora famahanam-bilaogy ity

[download#11#nohits]