- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny zavamaniry sy ny lalomena

Sokajy: Afrika Mainty, Kenyà, Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Tsara tarehy ny lalomena sasany

Ary hafahafa ny zavamaniry! Mivoaka avy ao anaty kibon'ny lalomena ireo!

Avy amin'i kikuyumoja tao amin'ny maisha [1]