- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny Tohin'ny Dia tany Accra #2

Sokajy: Ghana, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jolay 2005)

Ny podcast-ko farany [1] avy ao Ghanà manazava ny antony tsy nahitàna ahy tanatin'ny aterineto nanomboka ny tolakandron'ny Zoma lasa teo. Feonkiran'i Obo Addy (Ghaneana mpively amponga), avy ao amin'ny rakikirany Afieye Okropong, nampiasaina teo ambany famelan'ny Alula Records [2] (rohy maty). -andy

PlayPlay [1]