- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mitarika mpamaky be dia be i Hoder ao amin'ny bilaogin'ny kandidà Iraniana mirotsaka hofidiana filoham-pirenena

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Iràna, Mediam-bahoaka

Latest_miscpix_august_004 [1]

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Marsa 2005)

Hoy i Hossein Derakhshan (Hoder) [2] “Nanoratra ny lahatsorany faharoa  [3]tao amin'ny bilaoginy i Mostafa Moeen, kandidà reformista mirotsaka hofidiana filoham-pirenena, izay midika fa tena zava-dehibe aminy izany.”

Indrisy anefa fa raha nanindry izany aho mba hamaky izany, dia nisy hafatra fahadisoana mampiseho fa nihoatra ny “bande passante (hafainganam-pandeha” ho an'i Moeen. Ny herin'i Hoder!!

(Sary nalaina tamin'ny fahavaratra lasa tao Toronto.)