- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Barbades, Jamaïque : Record aéronautique

Sokajy: Karaiba, Barbady, Jamaika, Mediam-bahoaka, Tanora, Tsidika, Vaovao Mafana

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2007)

“Tsy vita ny tsy hitia ity bandy ity satria izy no tahàka ny ho fanehoana tsy misy tomika an'ilay fomba fiteny hoe “Afaka ataonao ny zavatra rehetra rehefa apetrakao amnontolo ao ny fonao”: nitehafan'ny bilaogy “Barbados Free Press” ilay tovolahy Jamaikàna Barrington Irving [1], 23 taona, mety ho lasa ny tanora indrindra tamin'ireo mpanamory fiaramanidina nahavita nihodidina ny tany no sady nandeha irery.

Janine Mendes-Franco [2]