- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Filipina: Mitarika ny Filipiana amin'ny famahanana bilaogin-dahatsary ny CokskiBlue

Sokajy: Filipina, Mediam-bahoaka, Teknolojia

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

CokskiBlue dia rivo-baovao ao amin'ny tontolon'ny bilaogy ao Filipina, ary manasongadina [1] lahatsary, bilaogin-dahatsary ary bilaogin-dahatsary miaraka amin'ny antsafa.

Indro ny bilaogin-dahatsary voalohany indrindra :

Fanomboham-baovao [2]

Nalain'ny CokskiBlue [3]