- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Myanmar: Manolotra ny loharanom-boky an-tserasera momba ny literatiora any Myanmar ny bilaogera

Sokajy: Azia Atsinanana, Myanmar (Birmania), Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina

(Marihina fa tamin'ny 3 Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mibilaogy momba ny fahitany ny tranomboky an-tserasera iray momba ny literatiora ao Myanmar [1] i Nyi Lynn Seck [2].  Avy amin'ny Oniversiten'ny Washington no nahitana ny loharano ary ahitana ireo sanganasa sarotra hita momba ny Tantara, ny Kolontsaina,ny Arkeolojia ary ny Literatiora ao Myanmar izany. ROHY [3]

University of Washington Library Myanmar Literature

Boky toy ny

Nandefa torolàlana amin'ny antsipiriany momba ny fomba ny fitrohana loharano avy ao amin'ny tranokalan'ny Oniversiten'i Washington i Nyi Lynn Seck [1].