- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy any Venezoela: “Ny feon'ny traikefa”

Sokajy: Amerika Latina, Venezoela, Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny 3 Desambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

venezuela [1]

“La Voz de la Experiencia” avy amin'i Rufino [2]

Raha niroso tamin'ny fifidianana i Venezoela tao anatin'ny fifandonana sy ny krizin'ny fifidianana, farafaharatsiny mba nisy ihany ireo mponina vitsivitsy tao Caracas no afaka nanokana fotoana mba hitafatafana tamin'ny namana.