- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Dimy minitra nifampiantsoana telefônina tamin'i Eddie Avila

Sokajy: Antsafa, Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny febroary 2008)

Tamin'ity herinandron'ny 22 febroary 2008 ity izahay nanomboka fanasongadinana vaovao ao amin'ny Rising Voices izay hifandraisanay tsy tapaka amin'ireo mpitarika ny tetikasa 10 ivelan'ny Rising Voices. Tamin'i Eddie Ávila [1] izay ao Etazonia amin'izao fotoana izao hanolotra ny ny [2]Voces Bolivianas [3] ao amin'ny We Media conference [4] ao Miami, Florida no nifampiresahay voalohany.

icon Trohy ny dôsie MP3 [5]