06 Aogositra 2018

Tantara tamin'ny 06 Aogositra 2018

Angola: “Alambamento” Sy Ireo Fombafomba Fampakarambady

Misy fombandrazana iray somary henjana ao Angola, manodidina ny fangataham-bady, antsoina hoe "alambamento". Heverina mihitsy ho manandanja be noho ny fanambadiana sivily na ara-pivavahana (kristianina no resahina), ny alambamento dia ahitana andiana fombafomba, sahala amin'ny fanomezana taratasy iray misy fangatahana fanambadiana, matetika ahitana vola.

06 Aogositra 2018

Tambajotram-blaogy vaovao : Izao tontolo izao araka ny fiheveran'i neny

Niaraka niasa tamin'ilay kanadiana Catherine Connors, antsoina koa hoe Her Bad Mother izahay mba hanontaniana ireo reny mpitoraka blaogy mikasika ilay lohahevitra ary hankahery azy ireo hamorona tambajotran-tserasera eo anivon'izy ireo. Hatreto aloha, blaogera 85 avy amin'ny firenena 26 no namaly anay, fa mbola mitady betsaka kokoa noho izany izahay.

06 Aogositra 2018

Fampahafantarana ny “Vehivavin'i Minya isan'andro”

Rising Voices

Tetikasa vaovao indrindra ao amin'ny New Women Foundation (Orina Mpanasoa ho an'ny Vehivavy Olom-baovao) any Kairo ny vehivavin'i Minya isan'andro. Nanome atrikasa ho an'ny vehivavy monina sy miasa any El Minya  any amin'ny 250 km eo atsimon'ny renivohitra i Nevine Ebeid sy ireo mpikambana hafa ao amin'ny ekipan'ny Orina Mpanasoa.

06 Aogositra 2018

Dimy minitra nifampiantsoana telefônina tamin'i Eddie Avila

Rising Voices

Tamin'ity herinandron'ny 22 febroary 2008 ity izahay nanomboka fanasongadinana vaovao ao amin'ny Rising Voices hifandraisanay tsy tapaka amin'ireo mpitarika ny tetikasa 10 ivelan'ny Rising Voices. Tamin'i Eddie Ávila izay ao Etazonia amin'izao fotoana izao hanolotra ny ny Voces Bolivianas ao amin'ny We Media conference ao Miami, Florida no nifampiresahay voalohany.

06 Aogositra 2018

Fantaro ireo bilaogera ao Kwa Mashu, Afrika Atsimo

Rising Voices

Kwa Mashu, faritra iray ao Durban, dia malaza amin'ny tahan'ny heloka bevava, aretina VIH ary ny fahantrana izay samy avo avokoa. Kanefa fanta-daza ihany koa i Kwa Mashu  noho ny toerana ara-kolontsainy miroborobo sy ireo mpilalao sarimihetsika malaza, mpihira ary mpilalao baolina fandaka teraka sy niha-lehibe tao an-toerana.

06 Aogositra 2018