- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mozika sy dihy Porro any La Loma, Kolombia

Sokajy: Hiper-barrio, Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Marihina fa tamin'ny 8 Novambra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Catalina Restrepo avy ao amin'ny tetikasa HiperBarrio ao La Loma, tanànakely misy havoana any ambanivohitr'i Medellín, Kolombia, dia namokatra ity horonantsary [1] ity hanehoana ny maha-zava-dehibe na mozika porro ao amin'ny vondrom-piarahamoniny.