Ao anatin'ny famoretana ny fihetsiketseham-panoherana governemanta, manome voninahitra ireo nodimandry ny Nikaragoana

“Raha misy ny zavatra tokony hazava tsara, dia tsy ho toy ny teo aloha intsony ny tanora. Tsy hijery ireo toerana nisian’ny famonoana faobe amin’ny fomba mitovy izahay”