Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices.
Tsy mamoaka lahatsoratra fotsiny izahay mba hahazo ‘kitika’ na hanaraka fironam-baovao fa manao izany kosa izahay satria tianay hatrany mba hisy fiantraikany manerana izao tontolo izao ny asa mafy ataonay.
Ny fomba iray ilaina mba hamantarana izany noho izany dia ny fomba hamalian'ny mpamaky ny tantaranay sy ny fandikanteninay. Andeha hojerentsika ary hoe iza ireo mpamaky ary inona avy ireo lahatsoratra nahasarika ny sain'izy ireo nandritra ny herinandron'ny 16 ka hatramin'ny 22 Aprily 2018.
Aiza eto amin'izao tontolo izao no ahitana ireo mpamaky ny Global Voices?
Tamin'iny herinandro iny, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 207 ny tantaranay sy ny fandikanteninay! Ireto ny firenena miisa 20 lohalaharana tato amin'ny tranokalan'ny Global Voices :
1. Etazonia
2. Brezila
3. Japana
4. Meksika
5. Frantsa
6. Espaina
7. Peru
8. Kolombia
9. Taiwan
10. Arzantina
11. Fanjakana Britanika
12. Italia
13. Rosia
14. Alemaina
15. Canada
16. Bangladesh
17. India
18. Indonezia
19. Ekoadaoro
20. Shily
Saingy ampahany kely amin'ny fahasamihafana misy eo amin'ireo mpamaky ihany ireo. Andao ampiasaintsika ny True Random Number Generator [2]avy ao amin'ny Random.org ary hanao topi-maso kely ireo firenena vitsivitsy hafa ao amin'ny lisitra isika:
69. Kamerona
115. Macau
42. Egypta
83. Vietnam
201. Nosy Falkland (Islas Malvinas)
Global Voices amin'ny teny anglisy
The English-language site is where the majority of original content is first published at Global Voices. The top five most-read stories of last week were:
Ny tranonkala amin'ny teny Anglisy no ahitana ny ankamaroan'ny votoaty mivoaka voalohany ato amin'ny Global Voices. Ireto ny lahatsoratra dimy voalohany be mpamaky indrindra tamin'ny herinandro lasa teo:
1. Jamaican dancehall star Buju Banton’s impending release from prison sparks renewed controversy
2. School history assignment stirs up a storm in Jamaica over how slavery should be taught [3]
3. Syria and the anti-imperialism of idiots
4. China Central Television backs Russian version of the Syrian crisis, saying chemical attacks were staged
5. Empty Nets Syndrome: How young fishing families on Cambodia’s Mekong are struggling to survive [4]
Global Voices Lingua
Ny Lingua dia tetikasa iray handikanteny ireo tantara ato amin'ny Global Voices amin'ny fiteny hafa ankoatra ny teny Anglisy. Misy 30 eo ho eo ny tranonkala Lingua mavitrika. Ireto ambany ireto ireo tantara be mpamaky indrindra na nanaovana fandikanteny tao amin'ny tranonkalan'ny fiteny mavitrika tsirairay avy tamin'ny herinandro lasa teo.
Arabo
- من هو جلال الدين الرومي، وإلى من ينتمي؟ [5] (“Iza Moa I Jalaluddin Rumi, Ary Rumi Iza Izy?” Nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Bangla
- নেলসন ম্যান্ডেলার ১৭টি জ্ঞানগর্ভ উক্তি যা সকলের পাঠ করা উচিৎ [6] (“Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Katalana
- Aquestes dones sami miren de mantenir viva la seva llengua nativa, el sami skolt [7] (“Miezaka Mamelona Hatrany Ny Fiteny Skolt Ireo Vehivavy Sámi”)
Shinoa (notsorina)
- 中国:性、监控、与“人民色情”(People’s Porn)的崛起 [8] (“Shina: Fananahana, Sivana Ary Ny Firongatry Ny ‘Sary Mamoafady Ho An'ny Vahoaka,'” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2011)
Shinoa (nentim-paharazana)
- 台灣:對成衣品牌Lativ失望 [9] ( “Taiwan: Nandiso fanantenana ny tsy fahombiazana tamin'ny fampanantenana ny akanjo ‘Made in Taïwan’, ” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2012)
Holandey
- 8 manieren waarop klimaatverandering reeds een invloed heeft op Afrika [10] (“Ireo famantarana miisa 8 milaza fa efa mihatra eto Afrika ny fiovaovan'ny toetr'andro , ” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2015)
Esperanto
- Kiom valoras la homaj rajtoj? — 20 usonajn dolarojn laŭ la Ĉambro de Reprezentantoj de Filipinoj [11] ((“Ohatrinona ny vidin'ny zon'olombelona? Araka ny hevitry ny Antenimiera any Filipina, 20$.”, nivoaka voalohany tamin'ny taona 2017)
Frantsay
- Nelson Mandela : 17 citations à se remémorer pour apprécier sa sagesse [12] (“Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Alemà
- Israel, eines der trockensten Länder der Welt, hat nun Wasser im Überfluss [13] (“Israely, Iray amin'ny Firenena Makiana Indrindra Manerantany, Tondraka Rano Ankehitriny,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Grika
- 17 σοφές φράσεις του Νέλσον Μαντέλα που όλοι πρέπει να διαβάσουν [14] (“Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Hongroà
- 17 Nelson Mandela-idézet, melyet érdemes ismerni [15](“Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Indoneziana
- Apakah Taiwan Sebuah Negara, Pulau Merdeka, Wilayah yang Memisahkan Diri, atau Sebuah Provinsi di Tiongkok? [16] (“Firenena ve i Taiwan, sa nosy mizakatena, sa zaratany na faritanin'i Shina misintaka?” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Italiana
- Le ‘molestie di potere’ e il fenomeno ‘karoshi’ continuano a causare seri problemi ai lavoratori giapponesi [17] (“Nahoana ny “Fanararaotampahefana” sy ny “Karoshi” no mbola miteraka olana ho an'ny mpiasa Japoney”)
Japoney
- 日本での驚きの体験がツイッターで大きな話題に [18] (“Randram-baovao tsikaritra sy tsy nampoizina tao amin'ny Twitter nalaza haingana dia haingana”)
Makedoniana
- Кина: Пишување рецензии за имагинарни книги [19] (Shina; Ny fanoratana ny fanadihadian'ny boky nofinofy,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2011)
Malagasy
- Dôsie Tafaporitsaka Mampiseho Fa Sary Miboridana No Takalon'ny Vola Indramin'ny Tovovavy Ao Shina [20] (Nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Nepali
- बिटकोइन, ट्यूलिप र नाइजेरियन सेयर बजारमा के समानता छ [21] (“Inona no hitovizan'ny Bitcoin, ny fahadalana nateraky ny tulipe ary ny tsenam-bola Nizeriana”)
Poloney
- Co można kupić za najniższą stawkę krajową w Meksyku? [22] (“Diso Ambany Loatra Ny Karama Farany Ambany ao Meksika. Mifanaraka Amin'ny Lalàmpanorenana Ve Izany?” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2014)
Portiogey
- Um ritual de proteção para “fechar o corpo” liga tradições religiosas diferentes no Brasil [23] (Fiarovana ny fomban-drazana “Sarony ny vatana” mampifandray ireo fomban-drazana ara-pivavahana isan-karazany any Brezila,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Punjabi
- #JusticeForAsifa: ਇੱਕ ਨੌਜਵਾਨ ਕੁੜੀ ਦੇ ਕਤਲ ਕਾਰਨ ਜੰਮੂ ਅਤੇ ਕਸ਼ਮੀਰ ਨਿਵਾਸੀ ਸਦਮੇ ਵਿੱਚ — ਪਰ ਰਾਸ਼ਟਰੀ ਮੀਡੀਆ ਨੂੰ ਕੋਈ ਪਰਵਾਹ ਨਹੀਂ [24] (“#NyRarinyHoan'IAsifa: Tohina tamin'ny famonoana tovovavy iray ny mponina tao Jammu sy Kashmir saingy tsy toy izany kosa ny fampitam-baovao nasionaly”)
Rosiana
- #СправедливостьДляАзифы: убийство девочки шокировало штат Джамму и Кашмир, но не затронуло общенациональные СМИ [25] (“#NyRarinyHoan'IAsifa: Tohina tamin'ny famonoana tovovavy iray ny mponina tao Jammu sy Kashmir saingy tsy toy izany kosa ny fampitam-baovao nasionaly”)
Serba
- Ljudi iza skrivenih kamera u moskovskim javnim toaletima i žena koja uzvraća udarac [26] (“Ireo Lehilahy Ambadiky ny Kamerà Miafina Tao Amin'ny Efi-pidiovana tao Moskoa sy ilay Vehivavy Mamaly Faty Izany,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Espaniola
- 10 palabras que usas a diario que no sabías que eran de origen quechua [27] (“Teny folo fampiasa andavanandro amin'ny teny espaniola sy anglisy avy amin'ny teny Quechua” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2015)
Tiorka
- Katarlıyım ve Evleneceğim Kişiye Karar Verebilmek İstiyorum [28] (“Katari aho, ary Te ho Afaka Manapa-kevitra Ho An'ny Tenako Ny Amin'izay Ho Vadiako,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Urdu
- افغانستان کی ان دیکھی تصاویر [29] (“Mizara Saripika Mbola tsy Hitanao Mihitsy Mikasika An'i Afganistana,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2012)