- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Arahabaina Ireo Mpandresy Tamin'ny Bilaogin'ny Fahalalahana RSF!

Sokajy: Mediam-bahoaka, Vaovao Mafana

(Tamin'ny 15 Jona 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nanambara ireo mpandresy [1] tamin'ny Fifaninanana Bilaogin'ny Fahalalahana [2] izay natao tao anatin'ny 2 volana ny Reporters Sans Frontieres [3]. Nofantenana tamin'ny alalan'ny fifidianana antserasera malaza avy tamin'ny alàlan'ny bilaogy manodidina ny 60 izay nofidiana ary “samy miaro ny fahalalaham-pitenenana tsirairay avy” izany, ireo mpandresy dia:

AZIA:
Screenshots [4] avy amin'i Jeff Ooi any Malezia.

AFRIKA SY AFOVOANY ATSINANANA:

Shared Pains [5] avy any Afghanistan
Al Jinane [6] avy any Maraoka

EOROPA:

ICT lex [7] amin'ny teny italiana

AMERIKA:

Pressthink [8] avy amin'i Jay Rosen avy any Etazonia

IRAN:

Mojtaba Saminejad [9], izay efa nigadra roa taona an-tranomaizina [10]

IRAISAM-PIRENENA:

Netzpolitik [11], izay nifantoka tamin'ny teknolojian'ny open-source manerantany sy ny fahalalaham-pitenenana .