Tantara tamin'ny 14 Febroary 2018
Fanodinana Indray Ireo Karatra Eletrônika sy Resaka Zaza 11 Taona Mpiaro Tontolo iainana
Ny olona tsirairay, ny vondrom-bahoaka nitsinjarana fahefana, dia samy harisika eo amin'ny sehatra tsirairay misy azy avy mba hanadihady ny fahapoizinana, hanao fikarohana, handrafitra vahaolana, ary hanao tsindry amin'ireo manampahefana sy mpandraharaha eny an-toerana.
Manome ‘Labiera, Hena sy Fampijaliana,’ Vondrona Karnavaly Te-Hankalaza Ny Didy Jadona Miaramila Tao Brezila
Nanokatra fanadihadiana mikasika ireo mpikarakara ny "Porão do DOPS" ny Minisiteram-panjakana São Paulo. Araka ny voalazan'ireo mpampanoa lalàna, "manevateva ny zon'ny fahamarinana sy ny fahatsiarovana" ity vondrona ity ary koa "mampiroborobo fiarovana ny heloka bevava fampijaliana".
Lalàna Vaovao Ao Macao Momba Ny Fiarovana an-Tserasera, Ahoana Ny Ho Fiantraikany Amin’ny Fahalalahana Maneho Hevitra?
Nantsoin'ny ny Fikambanan’ireo Mpiasam-Mpanjakana ao Macao (MCSA) ho "tsy ara-drariny, miangatra, ary tsy ara-dalàna" ilay volavolan-dalàna natao hanaraha-maso amin'ny alalan'ny rafitra 'binary' ireo angon-drakitra ety anaty serasera
Mampiroborobo ny Fahasamihafana Ara-piteny Antserasera Amin'ny Alalan'ny Fanamby Sary-sy-Soratra Amin'ny Tenindrazana 2018
Manasa anareo handray anjara amin'ny Fanamby Meme Faharoa amin'ny Tenindrazana 2018 amin'ny alalan'ny famoronana meme mahatsikaiky na mampisaintsaina amin'ny fitenin-drazanao ao amin'ny aterineto. Manomboka amin'ny 14 febroary hatramin'ny 21 Febroary, manasa anareo handray anjara amin'ity fanentanana antserasera mahafinaritra ity ho fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tenindrazana.
Misaona Ny Fahafatesan'Ilay Mpanakanto Ogandey Mowzey Radio Teo Amin'ny Faha 33 Taonany I Afrika
"Nanome ahy hatrany izy na dia ny kely indrindra aza no nananany.... Na dia maro aza no nahafantatra azy ho lehilahy be korontana dia fantatro izy fa zazalahy tsotra, manetry tena ary manan-talenta .... "
Fitsangatsanganana Ahitana Fanantenana: Ny Fampiratiana Sary ‘Fanantenana’ 2017 Tany Colombo, Sri Lanka
Nisy ny fampiratiana sary taona 2017 mitondra ny lohateny hoe 'Fanantenana' tao an-drenivohitry ny tanàndehiben'i Colombo, ary manamarika ny faha 70 taona hatramin'ny nahazoan'i Sri Lanka Fahaleovantena izany.
Arahabaina Ireo Mpandresy Tamin'ny Bilaogin'ny Fahalalahana RSF!
Nanambara ireo mpandresy tamin'ny Fifaninanana Bilaogin'ny Fahalalahana izay natao tao anatin'ny 2 volana ny Reporters Sans Frontieres.