- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika Atsimo: Ny Kianjan'I Nelson Mandela 

Sokajy: Afrika Mainty, Afrika Atsimo, Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny 26 Desambra 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mampiseho ny sasantsasan'ny Kianjan'i Nelson Mandela [1] ao Johannesburg, Afrika Atsimo ny Mzansi Afrika, izay toa maneso fa hita ao amin'ny faritra ny “toeram-pivarotana lehibe indrindra sy ny toeram-pisakafoanana maro. Any amin'ny faritra avaratra ambanivohitr'i Johannesburg no misy azy ary voahodidin'ny trano fandraisam-bahiny manan-kaja maro izany”.