- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny Fifaninanana Ghana Music Awards Faha-8

Sokajy: Afrika Mainty, Ghana, Mediam-bahoaka, Mozika, Zavakanto & Kolontsaina

(Marihina fa tamin'ny 30 Aprily 2007 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mamahana bilaogy momba ny fifaninanana faha-8 tamin'ny Fifaninanan-kiran'i Ghana [1] i Museke: ” Nanomboka nifaninana tamin'ny Miss Ghana amin'izay ho fampisehoana fialamboly lehibe indrindra tao amin'ny firenena ny Ghana Music Awards. Tamin'ity taona ity, nahitana fampisehoana sy kaonseritra  izay mankalaza ny Hira Ghaneana ny fetibe.  Natao ny Sabotsy ny hetsika goavana ary nanomezam-boninahitra ny mpanakanto noho ny asany nandritra ny taon-dasa. “