- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ejypta: “Tsy Matahotra Intsony Izahay”

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Ejipta, Fanoherana, Mediam-bahoaka, Politika

(Fanamarihana: Ity lahatsoratra ity dia efa nivoaka tamin'ny taona 2011 nandritra ny fihetsiketsehana tao Ejypta)

Ity lahatsoratra ity dia anisan'ny fitantarana manokana ataonay momba ny Fihetsiketsehana tao Ejypta tamin'ny taona 2011 [1].

Misasakalina izao ao Kairo, Ejipta, izay mitohy ao anatin'ny andro faha-enina ny fihetsiketsehana manohitra an'i Mubarak. Satria mihamafy ny hetsi-panoherana, mihamafy tahaka izany ihany koa ny sitrapon ‘ny olona hanongana an'i Hosni Mubarak, izay teo amin'ny fitondrana nandritra ny 30 taona.

Tao amin'ny Twitter, nanoratra i @shaistaAziz hoe: “Natahotra izahay nandritra ny 30 taona – tsy matahotra intsony izahay ankehitriny” ary tamin'ny fihetsiketsehana tao Kairo tao amin'ny Kianjan'i Tahrir, nitondra sora-baventy miaraka amin'ny vahaolana tsotra ny mpanao fihetsiketsehana iray: “Mubarak, miala ianao. Mody aho. Tapitra. “

Nanomboka tamin'ny 25 Janoary ny fihetsiketsehana ary narindra taorian'ny antso tao amin'ny Facebook, avy amin'ny vondrona Khaled Saeed avokoa isika rehetra [2]. Nomena ny anaran'i Khaled Saeed ny vondrona, tovolahy avy any Alexandria novonoin'ny [3] polisy. Ny fahafatesany, tamin'ny volana Jona teo no niteraka fihetsiketsehana mieli-patrana [4] sy fahatezerana tamin'ny herisetra ny polisy sy ny ‘fampiasana ny Lalàna Vonjimaika mba hampihorohoroana ny olom-pirenena. “

Vahaolana tsotra nalefa tao amin'ny Twitpic

Ireto ny sioka farany avy any Ejypta sy ny momba azy:

@jonjensen [5]: U.S. Embassy Cairo: State Dept. to begin evacuation flights for Americans living in Egypt starting 1/31 http://bit.ly/e4Al6h #Mubarak

@jonjensen [5]: Masoivoho Etazonia ao Kairo: Sampam-panjakana. manomboka ny famindràna ny zotram-piaramanidina ho an'ireo Amerikana monina ao Ejypta, manomboka amin'ny 1/31 http://bit.ly/e4Al6h #Mubarak

@alaa [6]: ♻ @mohamed: ‘No to Suleiman, no to Shafik’ Egyptians tell our correspondent in Cairo: http://bit.ly/eDS0Ze #egypt

@alaa [6]: ♻ @mohamed: ‘Tsy ho an'i Suleiman, tsy ho an'i Shafik’ hoy ny Ejypsiana tamin'ireo namanay ao Kairo: http://bit.ly/eDS0Ze #egypt

dkagis [7]: RT @monasosh I don't know why did we have police in the 1st place.We seem to be taking good care of each other,organizing traffic,cleaning streets #Jan25

dkagis [7]: RT @monasosh Tsy fantatro nahoana isika no manana polisy eo amin'ny toerana voalohany. Toa miresaka fikarakarana ny tsirairay isika, mandamina ny fifamoivoizana, manadio lalana #Jan25

AdamAlwaysA1 [8]: RT @Jan25voices BBC: Gun fire in Tahrir Square… Army arrested some of them and are claiming they are from secret police #jan25 #jan28 #egypt

AdamAlwaysA1 [8]: RT @Jan25voices BBC: Tifitra basy ao amin'ny Kianjan'i Tahrir Square… Nisambotra ny sasany tamin'izy ireo ny tafika ary milaza fa avy amin'ny polisin'ny fitsikilovana izy ireo #jan25 #jan28 #egypt

@roblugg [9]: RT @bencnn In last 5 days haven't seen any major expressions of political Islam. It's not there, armchair “terrorism” experts. Move on. #Jan25 #Egypt

@roblugg [9]: RT @bencnn Tao anatin'ny dimy andro lasa, tsy nahita fanehoan-kevitra lehibe momba ny silamo ara-politika aho. Tsy ao izany, manam-pahaizana momba ny “fampihorohoroana”. Tohizo. #Jan25 #Egypt

@macierzynski [10]: RT @bencnnMubarak government makes me feel 15 years younger: when there was no internet, no cell phones, no blackberry (in Egypt). #Jan25 #Egypt

@macierzynski [10]: RT @bencnnMubarak mahatonga ahy hahatsiaro ho tanora 15 taona ny governemantan'i Mubarak: rehefa tsy misy ny aterineto, tsy misy ny finday, tsy misy ny blackberry (ao Ejypta). #Jan25 #Egypt

@egyptianbrit [11]: RT @shaistaAziz “We've been afraid for 30 years – we are no longer afraid, we are not afraid of the curfew.” Protestor in Cairo #Jan25 #Egypt #Mubarak

@egyptianbrit [11]: RT @shaistaAziz “Natahotra izahay nandritra ny 30 taona – tsy matahotra intsony izahay izao, tsy matahotra ny tsy fahazoana mivoaka amin'ny alina.” Mpanao fihetsiketsehana ao Kairo #Jan25 #Egypt #Mubarak

@GabyVerdier [12]: RT @dancefromiraq: Despite gunfire around Tahrir sq. Protestors repeatedly confirm their determination to stay. #jan25

@GabyVerdier [12]: RT @dancefromiraq: Na dia eo aza ny tifitra basy manodidina ny kianjan'i Tahrir. Nanamafy hatrany ny fahavonany hijanona ireo mpanao fihetsiketsehana. #jan25

@arabmny84 [13]: anybody know if the archives and national library were looted??? #egypt #jan25 @arabist @alaa @manal

@arabmny84 [13]: misy olona mahafantatra ve raha nisy nandroba ny tranom-boky sy ny tahirim-pirenena??? #egypt #jan25 @arabist @alaa @manal

@pasupatidasi [14]: RT @AymanM #egypt number of protesters dwindling down at Tahrir Square but atmosphere of defiance not waning #jan25

@pasupatidasi [14]: RT @AymanM #egypt nihena ny isan'ny mpanao fihetsiketsehana ao amin'ny Kianjan'i Tahrir saingy tsy mihena kosa ny Square but atmosphere of defiance not waning #jan25

@nicoladiaz [15]: RT @abusamra23 #jan25 #egypt Friends walking back from tahrir direction zamalek, all peacefull, just too many ppl checkpoints…Salut to all our brave guys

@nicoladiaz [15]: RT @abusamra23 #jan25 #egypt Namana niverina ao tahrir, zamalek, milamina ny rehetra, marobe ny toerana fisavana olona …Miarahaba ireo namana be herim-po

We are no longer afraid [16]

Tsy matahotra intsony izahay

@sate3 [17]: RT @yasminhamidi: RT @arabist: http://twitpic.com/3uxnbi A protestor explains the situation in #Egypt in simple terms

@sate3 [17]: RT @yasminhamidi: RT @arabist: http://twitpic.com/3uxnbi Mpampianatra manazava ny toe-draharaha ao #Egypt amin'ny teny tsotra

Araho hatrany ny fitantarana momba an'i Ejypta.