- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary 16 Mahazendana Ahitàna An'i Azia Atsimo Atsinanana Avy Eny Amin'ny Zanabolana

Sokajy: Azia Atsinanana, Filipina, Indonezia, Kambodza, Malezia, Myanmar (Birmania), Singapaoro, Thailandy, Vietnam, Mediam-bahoaka, Siansa, Teknolojia, Tsidika, Vaovao Tsara
Thoai Son, Vietnam [1]

Thoai Son, Vietnam

Nankalaza ny tsingerintaonany fahafolo ny Google Earth tamin'ny 28 Jona 2015 tamin'ny fanampiany sary [2]1.500 tao amin'ny tetikasany Earth View. Notrohanay ny sasany tamin'ireny sary ireny,avy ao Azia Atsimo Atsinanana, izay maneho ny hakanton'ny tontolo miavaka sy mampitolagagan'ilay faritra.

Mihoatra lavitra noho ny fijery mahafinaritra an'i Vietnam:

Ha Long, Vietnam [3]

Ha Long, Vietnam

Lai Vung, Vietnam [4]

Lai Vung, Vietnam

Sa Thay District, Vietnam [5]

Sa Thay District, Vietnam

Ary sary vitsivitsy avy amin'ireo vondron-nosy ao Indonezia:

Kabupaten Aceh Utara, Indonesia [6]

Kabupaten Aceh Utara, Indonezia

Another view of Kabupaten Aceh Utara, Indonesia [7]

Fijery iray hafa an'i Kabupaten Aceh Utara, Indonezia

Kapuas, Indonesia [8]

Kapuas, Indonezia

Làlana falehan'ny sambo ao Singapaoro, isan'izay be mpivezivezy indrindra eran'izao tontolo izao:

Singapore's shipping lane [9]

Làlana an-dranomasina ao Singapore

Singapore [10]

Singapaoro

Eto ambany ireo toerana malaza falehan'ny mpizaha tany ao Thailand, Maleziia, ary Kambodza

Thailand [11]

Thailand

Tambon Song Khlong, Thailand [12]

Tambon Song Khlong, Thailand

Krong Siem Reap, Cambodia [13]

Krong Siem Reap, Kambodza

Malaysia [14]

Malezia

Subic,toeram-pamaharana an-dranomasina fahiny an'i Etazonia tao Filipina:

Subic, Olongapo, Philippines [15]

Subic, Olongapo, Filpina

Ary ny nankafizin'ity mpanoratra ity indrindra: Majestic Myanmar! Tena toy ny tsy mampino ny tontolon'ny ranomasina.

Pyin Hpyu Gyi, Myanmar [16]

Pyin Hpyu Gyi, Myanmar

Myanmar [17]

Myanmar