- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Espaina: Fanampim-baovao ao amin'ny tomalaplaza.net

Sokajy: Eoropa Andrefana, Espaina, Fanoherana, Hafanàm-po nomerika, Mediam-bahoaka, Politika

Manomboka izao ny tranonkala tomalaplaza.net [1] dia manolotra seha-baovao ( voavaka isan-tanàna) mikasika ny fihetsiketsehana ataon'ny olom-pirenena any an-toerana tsirairay avy izay nivelatra tao  Espaina nanomboka ny 15 Mey (15M) [2].