- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bahrain: Fanomezana $2,650 ho an'ny fianakaviana Bahraini tsirairay avy

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Bahrain, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna, Vaovao Mafana

Ho fanamarihana ny tsingerintaona faha-10-n'ny “National Action Charter [1]“, nanambara [2] ny Mpanjakan'i Bahrain Hamad fa omena fanomezana BD1,000 ($2,650) ny fianakaviana Bahraini tsirairay avy.

Raha efa maminavina ny tetibola ho azony sy ny zavatra ho vidiany amin'ity vola ity ny sasany, ny hafa kosa dia mitaraina fa hoe kely izany, sady tara loatra.

Ireto misy fanehoan-kevitra vitsivitsy tao amin'ny Twitter:

BD1,000

avy amin'i Amira Al Hussaini [3],