- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika: Tsy mampandroso an'i Afrika ny rafi-panabeazana ara-dalàna

Sokajy: Afrika Mainty, Ghana, Fampandrosoana, Fanabeazana

Miteny i Nana fa tsy mampandroso an'i Afrika ny rafi-panabeazana ara-dalàna [1]: “Aoka hiaiky an'izany isika – ny rafi-panabeazana ara-dalàna any Ghana sy ny ankamaroany aty Afrika dia voarafitra hanabeazana ny tanora hahay hamaky teny sy hanoratra, izay ihany.”