- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Iran: ny tanànan'ny Teheran amin'ny alina

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Iràna, Mediam-bahoaka, Saripika, Zavakanto & Kolontsaina

Sangany amin'ireo blaogin-tsary Iraniana i Kosoof, manapariaka andian-tsary maneho ny endriky ny tanànan'ny Teheran amin'ny alina [1].