- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosìa: Sary tany amin'ny “Zombie Mob”

Sokajy: Eoropa Afovoany & Atsinanana, Rosia, Hehy, Media sy Fanoratan-gazety, Mediam-bahoaka, Zavakanto & Kolontsaina, Akon'ny RuNet

Rà sandoka raofina aman-taonina,  ratra maro tsy ampoizina sy maty-mitsangana miriaria  ary biby mampivarahotsana samihafa no indray nameno ny araben'i Moskòa. Sary nalaina nandritra ny hetsika “Zombie Mob [1]” [fifamotoan'ireo miakanjo sy maka-tahaka ireo mpilalao sarimihetsika mampatahotra] dia azo jerena ato [2], sy ato [3] ary ato [4].