Tantara tamin'ny 17 Mey 2010
Paragoay: Ny fahafatesan'ilay mpanao gazety Santiago Leguimazon 19 taona lasa izay
Nankalaza ny andron'ny mpanao gazety i Paragoay ny 26 aprily lasa teo, daty hahatsiarovana ny 1845 nivoahan'ny gazety “El Paraguayo Independiente”, gazety voalohany tany an-toerana. Fanampin'izany, manan-danja lehibe amin'ny mpanao...
Arabia Saodita: feno orana
Mitady ny fomba rehetra hanajanonana ny ranobe vokatry ny orana nivatravatra tany Riyadh androany ny mponina any Arabia Saodita. Misy bilaogy manokana natsangana hanangom-baovao avy amin'ny twitter sy ny YouTube,...
Rosia: Sary doro-ala

Ny mpiblaogintsary Igor Podgorny dia manapariaka porofo an-tsary ireo fahavoazavana nateraky ny doro-ala izay lavin'ny fanjakana Rosiana ny fisiany.
Rosia: Sarin'ny tondra-drano tany Môskoa

Alexey Yushenkov dia manapariaka andian-tsary nalainy nandritra ny tondra-drano izay nitranga tany amin'ireo lalambe izay isan'ny ivon-tananan'i Môskoa. Mizàra sary sahala saingy tamin'ny taona 2006 koa izy. Misy sary hafa...
Rosìa: Sary tany amin'ny “Zombie Mob”

Rà sandoka raofina aman-taonina, ratra maro tsy ampoizina sy maty-mitsangana miriaria ary biby mampivarahotsana samihafa no indray nameno ny araben'i Moskòa. Sary nalaina nandritra ny hetsika “Zombie Mob” [fifamotoan'ireo miakanjo...