- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Egypta : Izay tontolon'ny fitovitoviana endrika

Sokajy: Ejipta, Hevitra

Whisper of Madness [bitsibitsiky ny hadalàna] izay monina any Egypta dia misarika ny mpamaky handinika ny fitovitoviana endrika mahazendana misy eo amin'ny sarin'ireo olo-malaza sasantsasany manerana izao tontolo izao [1] [Yasser Arafat, George Bush, Benoit XVI, …].