Tantara tamin'ny 02 Oktobra 2008
Bahrein : Tendrombohitra any Ecosse sy any Omana
BuZain mpiblaogy avy any Bahrein no manao fampitahana ara-tsary ny mahasamihafa ireo tendrombohitra any Ecosse sy any Omana. Ato jerena raha tianao ho fantatra izany fahasamihafana izany.
Iran : Ny talenta manokana mba “tsy hifandraisan-tànana” amin'ireo vehivavy
Faryadbiseda mpiblaogy Iraniana no nanapariaka sary maromaro ahitana ny fihaonan'ny filoham-pirenena Iraniana Mahmoud Ahmadinejad sy vehivavy mpamangy. Mandà ny handray ny tànan'ireo vehivavy mamangy azy ireo ny filoha Iraniana rehefa mifampiarahaba. Satria toa...
Egypta : Izay tontolon'ny fitovitoviana endrika
Whisper of Madness [bitsibitsiky ny hadalàna] izay monina any Egypta dia misarika ny mpamaky handinika ny fitovitoviana endrika mahazendana misy eo amin'ny sarin'ireo olo-malaza sasantsasany manerana izao tontolo izao [Yasser...