- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Arimenia: fifandraisana amin'i Torikia, ahoana indray ny manaraka?

Sokajy: Armenia, Tiorkia, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika, Tantara

Taorian'ny fitsidihana manantantara nataon'ny filoha Tiorika Abdullah Gul tany Yerevan [1] tamin'ny faran'ny herinandro teo hanatrika ny lalao fifanintsanana ho amin'ny amboara erantany nifanaovan'i Arimenia sy  Torikiateo akaikin'ny filoha tompontany ; Serge Sargsyan, Security in the Caucasus no manadihady ny dingana manaraka eo amin'ireto firenena roa mifanakaiky nefa mifampihafahafa ireto [2].