- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ozibekistan: 2200 taona i Tashkent

Sokajy: Ozbekistan, Saripika, Tantara

Manohy [1] mamoaka rakitsary valin'antson'ny mpamaham-bolongana haneho an-tsary ho fankalazana ny faha-2200 taonan'i Tashkent renivohitra Ozbeka i Manshuron.