Tantara tamin'ny 09 Septambra 2008
Afrika: Fahefana amin'ny alalan'ny fitaovan-dahatrisa (niomerika)
Bay Tsimane no mamaham-bolongana avy any amin'ny Fihaonamben'ny olom-pirenena mampiasa fitaovan-dahatrisa (niomerika) tontosaina any Indaba, Afrika Atsimo amin'izao fotoana izao: “Tamin'ity taona ity ny Digital Citizen Indaba (DCI) dia nampiseho...
Ozibekistan: 2200 taona i Tashkent
Manohy mamoaka rakitsary valin'antson'ny mpamaham-bolongana haneho an-tsary ho fankalazana ny faha-2200 taonan'i Tashkent renivohitra Ozbeka i Manshuron.
Tirinite sy tobagô, Jamaika: Fety olaimpika
“Volam-pihobiana ity olana Septambra ity ho an'i Tirinite sy Tobagô ary Jamaika noho ny figadonan'ireo Atileta nandray anjara tamin'ny lalao olaimpika tany Beijing farany teo tany an-toerana”: Caribbean Beat Blog...
Haiti: Ilalana
jmc strategies no niteny fa “Tafapetraka amin'ny fomba ofisialy ho Piraiminisitra Haisiana hajaina izao i Michèle Pierre-Louis…Hanokatra Toko amin'ny fanamby lehibe indrindra hatrehin'i Haiti amin'ity taompolo ity :Ny fanorenana indray...
Sodàna: Lazao anay izay hevitrareo amin'i Darfur
“Lazao anay izay teti-panoronareo amin'i Darfur!” dia vondrona Facebook iray, mampivoitra ny fiangavian'ny olo-tsotra amin'ireo mirotsaka hofidiana no filoha dia Atoa McCain sy Atoa Obama hanana paika manokana momba an'i...