- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tirinite sy tobagô, Jamaika: Fety olaimpika

Sokajy: Karaiba, Jamaika, Trinite sy Tobago, Fanatanjahantena, Politika, Lalao Olaimpika

“Volam-pihobiana ity olana Septambra ity ho an'i Tirinite sy Tobagô ary Jamaika noho ny figadonan'ireo Atileta nandray anjara tamin'ny lalao olaimpika tany Beijing farany teo tany an-toerana”: Caribbean Beat Blog [1] te-hanomboka ny fety izany!