- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Hatsikana folo voalohany mikasika ny Kominisma

Sokajy: Hehy

Nataon [1]‘i Owen ao amin'ny Lex Libertas ireo hatsikana folo voalohany mikasika ny Kôminisma avy amin'ny fifaninanana tamin'ny aterinteto, izay nandefasan'ny be sy ny maro ny hatsikana ankafiziny.