Tantara tamin'ny 15 Aogositra 2008
Cote d'Ivoire : Fihaonan'ny mpitoraka blaogy
Mikasa hikarakara “Blogcamps” ao Abidjan [Fr] i Théophile Kouamouo, mba hihaonan'ireo mpitoraka blaogy any an-toerana, hifampizarany ny traikefany sy hampianarana izay liana amin'ny fitorahana blaogy.
Hatsikana folo voalohany mikasika ny Kominisma
Nataon‘i Owen ao amin'ny Lex Libertas ireo hatsikana folo voalohany mikasika ny Kôminisma avy amin'ny fifaninanana tamin'ny aterinteto, izay nandefasan'ny be sy ny maro ny hatsikana ankafiziny.
Fikirizan'ny mpitoraka blaogy iray hanampy an'i Baby Kamba

Raha miezaka ianao manaraka vaovao momba an'i Madagasikara, dia angamba mamaky matetika ny Madagascar Tribune. Ary raha nanao famandrihana ianao, dia namaky angamba vaovao nosoratan'i Herimanda R momba ny fandidiana...
Guyana : Hopitaly nirehitra
Levon'ny afo omaly maraina ny sampana mikarakara ny fahasalamana ara-tsaina ao amin'ny Hopitalin'i Georgetown. Notantarain'ireo mpitoraka blaogy ao amin'ny Living Guyana amin'ny antsipirihany ity hay trano ity … Ny lahatsoratra...
Osetia Atsimo:Naka tàhaka an'i Kosovo ve?
Raha nanambara samirery ny fizakan-tenany i Kosovotamin’ny 17 febroary 2008, dia nizarazara be ihany ireo fiorenena maro manerantany ny amin’ny maha-aradrariny na tsia iny fihetsika iny Amin’izao fotoana izao, 45...

