- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: Ento miaraka aminao ny router wifi-nao

Sokajy: Shina, Fahalalahàna miteny, Fitantanam-pitondrana, Media sy Fanoratan-gazety, Teknolojia, Toekarena sy Fandraharahàna, Lalao Olaimpika

Lafo dia lafo ny sarantserasera aterineto  ao amin'ny tanàna olaimpika ao Beijing, hoy ny mpanoratra iray ao amin'ny Andrew Lih's AndrewLih.com [1]: “Tsy mampino fa tsy vitan'ny hoe tsy maintsy mifampiraharaha amin'ny Mandaben'i Shina aho, fa mandifotr'olona ihany koa (manempotra) ny saram-pampiasana azy!”