Tantara tamin'ny 29 Jolay 2008
Singapour: Tokony ho ankatoavin'ny fanjakana ho ara-dalàna ve ny varotra taova?
Misy adihevitra mafonja miainga ao Singapour : Tokony hankato ny varotra taova ho ara-dalàna ve ny governemanta ? Ireo mamampahefana amin’ny fahasalamana, ireo mpitsabo manampahaizana manokana, ary ireo mpitoraka blaogy maro dia mifampizara fomba fijery momba azy io.
Mozambique: Fa maninona no tsy ampidirina amin'ny hopitalintsika ny mpitondrantsika
Custódio Duma [pt] no mitondra vaovao ho antsika fa nentina haingana tany amin'ny hopitaly any Afrika Atsimo ny minisitry ny fiarovana Mozambikana Filipe Nyussi raha tapaka nandritra ny lozam-pifamoivoizana ny tanany....
Ukraine: Fanazarantenan'ny manampahaizana Irakiana
Chernobyl and Eastern Europe no nanoratra fa “Mpampianatra 3 avy any Texas sy mpianatra Irakiana 27 no manao fanazarantena amin'ny fomba fanadiovana manala sisantaratra mampididoza” nandritra ny volana jona lasa...
Brezila: Fihetseham-panoherana tsy manao tatinono tao Rio
Navoakan'i Walter Valdevino tao amin'ny Nova Corja [pt] ny sarim-pihetsiketseham-panoherana hafakely tao Barezila, raha nizotra ho eny afovoan-tanànan'i Rio de Janeiro tsy misy tatinono ity vehivavy aritista 28 taona iray. “Silipo...
Shina: Ento miaraka aminao ny router wifi-nao
Lafo dia lafo ny sarantserasera aterineto ao amin'ny tanàna olaimpika ao Beijing, hoy ny mpanoratra iray ao amin'ny Andrew Lih's AndrewLih.com: “Tsy mampino fa tsy vitan'ny hoe tsy maintsy mifampiraharaha...