- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Armenia : Kolikoly sy Fialana bala

Sokajy: Armenia, Politika

Blogrel no mitatitra fa noroahina nohon'ny kolikoly [1] ny talen'ny sampan-draharaha miandraikitra ny fanavaozana ny Pasipaoro (OVIR) any Armenia. Anefa dia velom-panontaniana koa i Unzipped izay antony tsy nisian'ny fitoriana ara-pitsarana ho tohin'izany raharaha izany, tena marina ve fa miady amin'ny kolikoly sy ny tsolotra tokoa ny fanjakana fa tsy vazivazy ? [2].