- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosìa : “Detskiy Mir” tranombarotra kilalao any Môskoa

Sokajy: Rosia, Tanora, Toekarena sy Fandraharahàna, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina

yustas izay mpampiasa ny vohikala LJ [livejournal.com] no manapariaka sary ampahalalana ny tranombarotra Detskiy Mir [1] (”Tontolon'ny kilonga”), fivarotana kilalao any Môskoa izay nakatona omaly noho ny fanavozana izay tombànana haharitra telo taona.