Tantara tamin'ny 01 Jolay 2008
Vovonàna GV : Tanteraka koa ny andro faharoa !
Raha nifantoka amin'ny fisoloam-bava sy fivoizana hoan'ny fahafaham-pitenena'ireo mpiblaogy ny Andro voalohan’ny vovonàna Global Voices, androany kosa dia mifantoka bebe kokoa amin'ny raharaha anatin'ny Global Voices, miaraka amin'ny fampahalalana ireo tetikasa hafa miara-dia...
Rosìa : “Detskiy Mir” tranombarotra kilalao any Môskoa
yustas izay mpampiasa ny vohikala LJ [livejournal.com] no manapariaka sary ampahalalana ny tranombarotra Detskiy Mir (”Tontolon'ny kilonga”), fivarotana kilalao any Môskoa izay nakatona omaly noho ny fanavozana izay tombànana haharitra...