Sorena ny mpitoraka bilaogy avy any Bermudes noho ny Mpitondra tenim-panjakana nanilika ny fandraràny tamin’ny fanontanian’ny zokiolona Parlemantera iray izay niantefa tamin’ireo Minisitra. Vexed Bermoothes [1] : “Ny fanaovany izany dia fampibaribariany ny fisian’ny zava-tsy manjary any anatin’ny andrim-panjakana Bermuda any mba hanalavirana ny mangarahara sy ny maha-tompon’antoka ao anatin’ny governemantantsika ao ”; A Radical In Bermuda [2] : “Tokony hanao izay rehetra azontsika atao isika hanakànana ity governemanta ity tsy hihilana tsikelikely ho any amin’ny fitondrana tsy refesi-mandidy.”
Bermudes: Nitsimbadika ny fandraràna
· Mpanoratra Janine Mendes-Franco Nandika avylavitra
Sokajy: Karaiba, Bermuda, Fitantanam-pitondrana, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Politika