- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Albania : Trano miravaka loko marevaka

Sokajy: Albania, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina

Traveler [mpizahatany] no manapariaka ao amin'ny blaogy Stepping Stones [mitsambikina ambony harambato] andiantsary trano miravaka loko marevaka [1] nalaina tany Tirana, any Albania :

Can you imagine what it is like to live in a city with buildings this fantastic????
It's been a grey, overcast day and I thought it was time for some cheery colour!
Enjoy!

“Asa raha azonareo an-tsaina hoe manakory izany miaina anivona tanàna izay mampiraty trano miravaka mampiaiky volana toy izao ? ? ? ?
Nanjombona ny andro androany ary dia noheveriko fa fotoana mety sy hizarana aminareo ireto loko marevaka sy miramirana ireto !
Mahaiza mankafy !”