- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona : Izay lafiny maivana amin'ny fotoan'ny ady

Sokajy: Libanona, Ady & Fifandirana, Hehy

Moussa Bashir no mandray fitenenana ao amin'ny blaogy UrShalim ka mitatitra ireo hatsikana izay reny mikasika ny toe-draharaha pôlitika mavaivay [1] any Libanona ankehitriny :

  • Minister Nayla Mouawad has threatened the opposition forces that she would go on national TV without makeup if they do not withdraw their militia from the streets.
  • The opposition demonstrators protested against the government, calling for its resignation, because it allowed the import of bad quality tires that do not produce very thick dark smoke when burnt.
  • Nampitahorin'ny Ministra Rtoa Nayla Mouawad ireo mpanohitra, fa hiseho mivantana amin'ny fahitalavitra tsy misy “maquillage” izy raha tsy esorin'ireo mpanohitra teny an-dalambe ireo olony mirongo fiadiana.
  • Miantso hetsika hanoherana ny governemanta sy ny hionganany ireo mpanohitra, nohon'ny namelany ny fanafarana kodiaram-piarakodia ratsy voatra … izay tsy manome setroka mainty sy matevina akory rehefa dorana.