- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Cap Vert: momba ny vola Euro ho vola fampiasa any an-toerana

Sokajy: Cap Vert, Fampandrosoana, Hevitra, Toekarena sy Fandraharahàna

Mandanjalanja ny hevitry ny mpanohana sy ny mpanohitra amin'ny fanaovana ny Euro ho vola manankery miasa any Cap Vert i Virgílio Brandão [pt]. “Tsy maintsy heverin'ny firenena ny ho endrikendriky ny vahaolana teraka avy amin'ny fanapahan-kevitra noraisina ary ny tombony no tokony ho betsaka fa tsy ny fahasarotana. Dia ho ankasitrahan'ny olona izany”.